Nanontany tena elaela ihany aho vao tapa-kevitra fa hatao amin’ny teny vahiny (frantsay na anglisy) ity takelaka ity. Satria mba tiako hozaraina amin’ireo olona marobe mety ho liana amin’ny resaka atao eto nefa tsy miteny Malagasy. Tsy atao resabe moa iny fa dia izay izany hoy ny fitenenana.
| Novembre 2009 | ||||||||||
| L | M | M | J | V | S | D | ||||
| 1 | ||||||||||
| 2 | 3 | 4 | 5 | 6 | 7 | 8 | ||||
| 9 | 10 | 11 | 12 | 13 | 14 | 15 | ||||
| 16 | 17 | 18 | 19 | 20 | 21 | 22 | ||||
| 23 | 24 | 25 | 26 | 27 | 28 | 29 | ||||
| 30 | ||||||||||
|
||||||||||